[ Ecouter ce morceau ] [ Ajouter ce morceau à mon blog ]
- Titre : RIRININA MAMIRIFIRY
- Album : SOA FA TIA
- Année : 2009
Paroles :
Eo an-tokonana eoMitakoko maka andro fa ririnina e
Mivoara mena ny eny andrefandrefana eny
eny ho'aho, mamirifiry
Na dia mangatsiaka fatratra aza ny andro
Mafana ny ao am-po
Feno fitiavana anareo havanay
ka 'ndeha hifanasoa
Taratra masoandro
Manafana ny ao am-ponay
Taratra masoandro
Havanay o
Taratra masoandro
Hafanao ny fiainanay
Taratra masoandro
Hazavao ny tranonay
Auteur-Compositeur-Interprète : Fanja Andriamanantena